Entry | 1 latsaka babay, tonga babay |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). |
Explanations in French |
4 [1.3] Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) |
Vocabulary |
5 Game |
Elementary words | 6 latsaka, tonga, babay |
Other spellings | 7 latsakaibabaytongaibabay |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |